2 Samoela 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa ianao, ry Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no nanambara tamin’ny mpanomponao hoe: ‘Hanome taranaka ho anao aho.’+ Izany no nahasahian’ny mpanomponao hanao izao vavaka izao aminao.+
27 Fa ianao, ry Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no nanambara tamin’ny mpanomponao hoe: ‘Hanome taranaka ho anao aho.’+ Izany no nahasahian’ny mpanomponao hanao izao vavaka izao aminao.+