2 Samoela 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary raha vao afa-tsaona+ ravehivavy, dia nampanalain’i Davida ho any an-tranony, ka lasa vadiny.+ Dia niteraka zazalahy taminy ravehivavy. Ratsy+ teo imason’i+ Jehovah anefa ny zavatra nataon’i Davida. 1 Mpanjaka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa hoy i Natana+ tamin’i Batseba+ renin’i Solomona:+ “Tsy efa renao ve fa lasa mpanjaka i Adonia zanak’i Hagita,+ nefa tsy fantatr’i Davida tompontsika mihitsy izany?
27 Ary raha vao afa-tsaona+ ravehivavy, dia nampanalain’i Davida ho any an-tranony, ka lasa vadiny.+ Dia niteraka zazalahy taminy ravehivavy. Ratsy+ teo imason’i+ Jehovah anefa ny zavatra nataon’i Davida.
11 Koa hoy i Natana+ tamin’i Batseba+ renin’i Solomona:+ “Tsy efa renao ve fa lasa mpanjaka i Adonia zanak’i Hagita,+ nefa tsy fantatr’i Davida tompontsika mihitsy izany?