2 Tantara 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany+ i Abia, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Asa+ zanany no nanjaka nandimby azy. Tamin’ny andron’i Asa, dia nandry feizay+ nandritra ny folo taona ilay tany.
14 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany+ i Abia, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Asa+ zanany no nanjaka nandimby azy. Tamin’ny andron’i Asa, dia nandry feizay+ nandritra ny folo taona ilay tany.