8 Hoy koa i Hosay: “Fantatrao tsara fa mahery ny rainao sy ny olony,+ ary tezitra+ toy ny orsavavy very anaka any an-tsaha izao ry zareo.+ Miaramila mpiady koa ny rainao,+ ka tsy hatory miaraka amin’ny vahoaka.
10 Ireto avy ny lehiben’ireo lehilahy maherin’i+ Davida, izay nifikitra mafy taminy nandritra ny fanjakany, ka niaraka tamin’ny Israely rehetra mba hampanjaka azy, araka ny tenin’i Jehovah+ momba ny Israely.