2 Mpanjaka 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nandray tsipìka+ i Jeho, dia nitifitra an’i Jorama ka nahavoa azy teo anelanelan’ny sorony. Dia niboroaka avy teo amin’ny fony ilay zana-tsipìka, ka nianjera tao amin’ny kalesiny izy.+
24 Ary nandray tsipìka+ i Jeho, dia nitifitra an’i Jorama ka nahavoa azy teo anelanelan’ny sorony. Dia niboroaka avy teo amin’ny fony ilay zana-tsipìka, ka nianjera tao amin’ny kalesiny izy.+