23 ary hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely+ ô, tsy misy Andriamanitra tahaka anao+ any amin’ny lanitra ambony na etỳ amin’ny tany ambany, fa manaja fifanekena ianao, ary maneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ amin’izay manompo anao+ amin’ny fony manontolo.+