Mpitsara 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely no nandroaka ny Amorita tsy ho eo anatrehan’ny Israely olony,+ fa ianao indray kosa te handroaka ny Israely. Salamo 83:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy izy ireo: “Andao hofoanantsika tanteraka ny fireneny,+Mba tsy hotsarovana intsony ny anarana hoe Israely.”+
23 “‘Koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely no nandroaka ny Amorita tsy ho eo anatrehan’ny Israely olony,+ fa ianao indray kosa te handroaka ny Israely.
4 Hoy izy ireo: “Andao hofoanantsika tanteraka ny fireneny,+Mba tsy hotsarovana intsony ny anarana hoe Israely.”+