Eksodosy 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa namonjy ny Israely tsy ho azon’ny tanan’ny Ejipsianina i Jehovah tamin’iny andro iny.+ Ary hitan’ny Israely ny fatin’ny Ejipsianina niampatrampatra teny amoron-dranomasina.+ 1 Tantara 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Maro ny olona ripaka, satria an’ilay tena Andriamanitra ilay ady.+ Ary nonina tany izy ireo ka nisolo toerana an’ireny, mandra-pahatongan’ny sesitany.+ Salamo 110:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hampihatra didim-pitsarana any amin’ireo firenena izy,+Ka hataony feno faty miampatrampatra any.+Hotorotoroiny tokoa ilay lehiben’ny tany be mponina.+ Isaia 37:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia nivoaka ilay anjelin’i+ Jehovah ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+
30 Koa namonjy ny Israely tsy ho azon’ny tanan’ny Ejipsianina i Jehovah tamin’iny andro iny.+ Ary hitan’ny Israely ny fatin’ny Ejipsianina niampatrampatra teny amoron-dranomasina.+
22 Maro ny olona ripaka, satria an’ilay tena Andriamanitra ilay ady.+ Ary nonina tany izy ireo ka nisolo toerana an’ireny, mandra-pahatongan’ny sesitany.+
6 Hampihatra didim-pitsarana any amin’ireo firenena izy,+Ka hataony feno faty miampatrampatra any.+Hotorotoroiny tokoa ilay lehiben’ny tany be mponina.+
36 Dia nivoaka ilay anjelin’i+ Jehovah ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+