Nomery 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy,+ ary ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ny fampiasana ireo trompetra ireo. 1 Tantara 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ary i Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay mpisorona nitsoka mafy ny trompetra+ teo anoloan’ny Vata masin’Andriamanitra; ary i Obeda-edoma sy Jehia, mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata. 2 Tantara 29:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nijoro ireo Levita nitondra ny zavamaneno+ namboarin’i Davida, ary nijoro koa ireo mpisorona nitondra ny trompetra.+
8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy,+ ary ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ny fampiasana ireo trompetra ireo.
24 ary i Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay mpisorona nitsoka mafy ny trompetra+ teo anoloan’ny Vata masin’Andriamanitra; ary i Obeda-edoma sy Jehia, mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata.
26 Koa nijoro ireo Levita nitondra ny zavamaneno+ namboarin’i Davida, ary nijoro koa ireo mpisorona nitondra ny trompetra.+