Genesisy 35:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niainga izy ireo. Ary nataon’Andriamanitra nihorohoro ireo tanàna nanodidina,+ ka tsy nanenjika ny zanak’i Jakoba ireny. 2 Tantara 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nasiany koa ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara, satria efa nataon’i Jehovah raiki-tahotra+ ny olona. Ary norobainy ny tanàna rehetra, fa be zavatra azo norobaina tao.+ 2 Tantara 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nataon’i Jehovah raiki-tahotra+ ny fanjakana rehetra nanodidina ny Joda, ka tsy niady tamin’i Josafata.+
5 Dia niainga izy ireo. Ary nataon’Andriamanitra nihorohoro ireo tanàna nanodidina,+ ka tsy nanenjika ny zanak’i Jakoba ireny.
14 Nasiany koa ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara, satria efa nataon’i Jehovah raiki-tahotra+ ny olona. Ary norobainy ny tanàna rehetra, fa be zavatra azo norobaina tao.+
10 Ary nataon’i Jehovah raiki-tahotra+ ny fanjakana rehetra nanodidina ny Joda, ka tsy niady tamin’i Josafata.+