1 Mpanjaka 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nalainy ireo zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah sy ireo tao an-tranon’ny mpanjaka,+ ka lasany daholo ny zava-drehetra.+ Lasany koa ny ampinga volamena rehetra nataon’i Solomona.+
26 Dia nalainy ireo zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah sy ireo tao an-tranon’ny mpanjaka,+ ka lasany daholo ny zava-drehetra.+ Lasany koa ny ampinga volamena rehetra nataon’i Solomona.+