1 Mpanjaka 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany. 2 Mpanjaka 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba izy,+ sady nanao izay ratsy teo imason’i+ Jehovah foana, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Havan’ny ankohonan’i Ahaba mantsy izy.+ Mika 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mitandrina ny lalàn’i Omry+ sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba+ ianareo, sady manaraka ny toroheviny.+ Koa hataoko higagan’ny olona ianareo. Ary hataoko izay hahatonga ny olona hisioka haneso ny mponina ao.+ Ary hozakainareo ny latsa ataon’ny olona.”+
33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany.
27 Ary nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba izy,+ sady nanao izay ratsy teo imason’i+ Jehovah foana, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Havan’ny ankohonan’i Ahaba mantsy izy.+
16 Mitandrina ny lalàn’i Omry+ sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba+ ianareo, sady manaraka ny toroheviny.+ Koa hataoko higagan’ny olona ianareo. Ary hataoko izay hahatonga ny olona hisioka haneso ny mponina ao.+ Ary hozakainareo ny latsa ataon’ny olona.”+