2 Mpanjaka 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tonga tany Samaria i Jeho tamin’ny farany. Dia novonoiny ny sisa rehetra tamin’ny ankohonan’i Ahaba tany Samaria, mandra-pandringany azy tanteraka,+ araka ny tenin’i Jehovah tamin’i Elia.+
17 Tonga tany Samaria i Jeho tamin’ny farany. Dia novonoiny ny sisa rehetra tamin’ny ankohonan’i Ahaba tany Samaria, mandra-pandringany azy tanteraka,+ araka ny tenin’i Jehovah tamin’i Elia.+