8 Ary tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo+ nanjakan’i Josia, rehefa voadiony ny tany sy ny trano, dia nirahiny hanamboatra izay simba+ tamin’ny tranon’i Jehovah Andriamaniny i Safana+ zanak’i Azalia, sy Mahaseia lehiben’ny tanàna, ary Joa mpanoratra ny raharaham-panjakana, ilay zanak’i Joahaza.