-
1 Tantara 12:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary ny fanahin’Andriamanitra+ dia tonga tamin’i* Amasay, lehiben’ny telopolo lahy. Koa hoy i Amasay:
“Anao izahay, ry Davida ô, ary momba anao izahay,+ ry zanak’i Jese ô!
Fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho an’izay manampy anao!
Fa ilay Andriamanitrao no efa nanampy anao.”+
Koa noraisin’i Davida izy ireo, ary notendreny ho anisan’ny lehiben’ny andia-miaramila.+
-