Genesisy 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nony alina, dia nozarazarainy mba hiady tamin’ireny ny tafika nentiny,+ izany hoe ny mpanompony. Ary resiny ireny ka nenjehiny hatrany Hoba, tany avaratr’i Damaskosy. 1 Tantara 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga hanampy an’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba+ ny Syrianina avy any Damaskosy, dia nahafatesan’i Davida roa arivo sy roa alina izy ireo.
15 Nony alina, dia nozarazarainy mba hiady tamin’ireny ny tafika nentiny,+ izany hoe ny mpanompony. Ary resiny ireny ka nenjehiny hatrany Hoba, tany avaratr’i Damaskosy.
5 Rehefa tonga hanampy an’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba+ ny Syrianina avy any Damaskosy, dia nahafatesan’i Davida roa arivo sy roa alina izy ireo.