7 Tamin’izy ireo niditra tao an-trano mantsy, dia natory teo am-pandriana tao amin’ny efitra fatoriany i Isboseta. Ary nasian’izy ireo izy ka matiny,+ dia notapahin’izy ireo ny lohany+ ka nentiny. Ary nandeha tamin’ny lalana mankany Araba izy ireo nandritra ny alina.