2 Mpanjaka 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Farany, dia namely ny mpanjaka i Jehovah.+ Koa boka+ mandra-pahafatiny izy, ka nipetraka tao an-tranony, fa tsy afaka namita ny andraikiny.+ Ary i Jotama+ zanaky ny mpanjaka no niandraikitra ny trano, ka nitsara+ ny vahoaka.
5 Farany, dia namely ny mpanjaka i Jehovah.+ Koa boka+ mandra-pahafatiny izy, ka nipetraka tao an-tranony, fa tsy afaka namita ny andraikiny.+ Ary i Jotama+ zanaky ny mpanjaka no niandraikitra ny trano, ka nitsara+ ny vahoaka.