Levitikosy 25:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy azo amidy ny kijana+ manodidina ny tanànany, satria lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra izany. Nomery 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely hanome tanàna avy amin’ny lovan’izy ireo, mba honenan’ny Levita.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana rehetra manodidina an’ireo tanàna ireo.+ Josoa 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona mpisorona ilay tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Hebrona+ sy ny kijanany. Nomena azy koa i Libna+ sy ny kijanany,
34 Tsy azo amidy ny kijana+ manodidina ny tanànany, satria lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.
2 “Omeo baiko ny zanak’Israely hanome tanàna avy amin’ny lovan’izy ireo, mba honenan’ny Levita.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana rehetra manodidina an’ireo tanàna ireo.+
13 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona mpisorona ilay tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Hebrona+ sy ny kijanany. Nomena azy koa i Libna+ sy ny kijanany,