2 Mpanjaka 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao no nolazain’ny mpanjaka: ‘Aza manaiky hofitahin’i Hezekia ianareo, fa tsy mahavonjy anareo eo an-tanako izy.+ 2 Mpanjaka 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+
29 Izao no nolazain’ny mpanjaka: ‘Aza manaiky hofitahin’i Hezekia ianareo, fa tsy mahavonjy anareo eo an-tanako izy.+
10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+