9 Dia hoy i Isaia: “Izao no famantarana+ avy amin’i Jehovah hahalalanao fa hotanterahin’i Jehovah ny teniny: Hiroso zanatohatra folo ve ny aloka, sa hihemotra zanatohatra folo?”
31 Rehefa tonga tao aminy+ ny mpitondra teny nirahin’ny andrianan’i Babylona+ mba hanontany azy momba ilay fambara+ niseho tao amin’ny taniny, dia niala taminy Andriamanitra,+ mba hizahan-toetra azy+ sy hahafantarana izay rehetra tao am-pony.+