Josoa 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka tsy ho afaka am-bavanao+ ity boky misy ny lalàna ity. Ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hitandrina tsara izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+ Salamo 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho toy ny hazo nambolena eo amoron’ny rano mikoriana izy,+Dia hazo mamoa amin’ny fotoanany,+Ary tsy mba malazo ny raviny.+Hahomby daholo izay ataony.+
8 Aoka tsy ho afaka am-bavanao+ ity boky misy ny lalàna ity. Ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hitandrina tsara izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+
3 Ho toy ny hazo nambolena eo amoron’ny rano mikoriana izy,+Dia hazo mamoa amin’ny fotoanany,+Ary tsy mba malazo ny raviny.+Hahomby daholo izay ataony.+