7 Ary ilay tsato-kazo masina natao sokitra,+ dia napetrany tao amin’ilay trano+ izay nolazain’i Jehovah tamin’i Davida sy Solomona zanany hoe: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko teo amin’ny foko rehetran’ny Israely, no hametrahako ny anarako mandritra ny fotoana tsy voafetra.+