Levitikosy 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hatolotro ho amin’ny sabatra+ ny tanànanareo, sady hataoko lao tsy misy olona ao amin’ny toerana masinareo,+ ary tsy hahafinaritra ahy ny hanitra mampitony avy amin’ny fanatitrareo.+ Deoteronomia 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hataon’i Jehovah resy eo anoloan’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no hivoahanao hiady aminy, fa lalana fito kosa no handosiranao eo anoloany. Ary ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita izay nanjo anao.+ Salamo 79:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nomeny ho sakafon’ny voro-manidina ny fatin’ny mpanomponao,+Ary ho an’ny bibidia ny nofon’ireo tsy mivadika aminao.+
31 Dia hatolotro ho amin’ny sabatra+ ny tanànanareo, sady hataoko lao tsy misy olona ao amin’ny toerana masinareo,+ ary tsy hahafinaritra ahy ny hanitra mampitony avy amin’ny fanatitrareo.+
25 Hataon’i Jehovah resy eo anoloan’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no hivoahanao hiady aminy, fa lalana fito kosa no handosiranao eo anoloany. Ary ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita izay nanjo anao.+
2 Nomeny ho sakafon’ny voro-manidina ny fatin’ny mpanomponao,+Ary ho an’ny bibidia ny nofon’ireo tsy mivadika aminao.+