Deoteronomia 28:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 sady masiaka endrika,+ izay tsy hiantra ny lahiantitra na ho tsara fanahy amin’ny tovolahy.+ Fitomaniana 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Niampatrampatra teny an-dalambe+ ny fatin’ireo zazalahy sy ny lahiantitra.+Lavon-tsabatra ny virjiniko sy ny zatovoko.+Namono ianao tamin’ny andro fahatezeranao.+ Nandripaka ianao,+ ary tsy nangoraka mihitsy.+
21 Niampatrampatra teny an-dalambe+ ny fatin’ireo zazalahy sy ny lahiantitra.+Lavon-tsabatra ny virjiniko sy ny zatovoko.+Namono ianao tamin’ny andro fahatezeranao.+ Nandripaka ianao,+ ary tsy nangoraka mihitsy.+