1 Tantara 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nataon’i Jehovah nisandratra avo dia avo+ teo anatrehan’ny Israely rehetra i Solomona, ka nataony mpanjaka be voninahitra kokoa noho ny mpanjakan’ny Israely rehetra teo alohany.+ 2 Tantara 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nanan-karena+ sy hendry+ noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany i Solomona Mpanjaka. Mpitoriteny 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nisandratra aho, ary nitombo fananana mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema.+ Mbola nanam-pahendrena foana anefa aho.+
25 Ary nataon’i Jehovah nisandratra avo dia avo+ teo anatrehan’ny Israely rehetra i Solomona, ka nataony mpanjaka be voninahitra kokoa noho ny mpanjakan’ny Israely rehetra teo alohany.+
9 Nisandratra aho, ary nitombo fananana mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema.+ Mbola nanam-pahendrena foana anefa aho.+