2 Mpanjaka 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Miverena ka lazao amin’i Hezekia mpitarika+ ny oloko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitr’i+ Davida razambenao: “Efa reko+ ny vavakao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho.+ Ary rahafakampitso dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao.+ Salamo 66:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nandre ahy tokoa anefa Andriamanitra.+Nihaino ny vavaka nataoko izy.+ Lioka 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa hoy ilay anjely: “Aza matahotra, ry Zakaria, fa efa nohenoin’Andriamanitra ny fitalahoanao.+ Koa hiteraka zazalahy aminao i Elizabeta vadinao, ary Jaona no hataonao anarany.+ Asan’ny Apostoly 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 ka nanao hoe: ‘Ry Kornelio! Efa nohenoin’Andriamanitra ny vavakao ary notsarovana teo anatrehany koa ny fiantranao ny mahantra.+ 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+
5 “Miverena ka lazao amin’i Hezekia mpitarika+ ny oloko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitr’i+ Davida razambenao: “Efa reko+ ny vavakao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho.+ Ary rahafakampitso dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao.+
13 Fa hoy ilay anjely: “Aza matahotra, ry Zakaria, fa efa nohenoin’Andriamanitra ny fitalahoanao.+ Koa hiteraka zazalahy aminao i Elizabeta vadinao, ary Jaona no hataonao anarany.+
31 ka nanao hoe: ‘Ry Kornelio! Efa nohenoin’Andriamanitra ny vavakao ary notsarovana teo anatrehany koa ny fiantranao ny mahantra.+
12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+