5 Nisikina herim-po koa i Hezekia ka naoriny daholo izay manda rava,+ ary nasiany tilikambo+ teny amboniny. Nasiany manda hafa+ koa teny ivelany, ary namboariny ny simba tamin’ilay Dongon-tany+ teo amin’ny Tanànan’i Davida. Nanao lefom-pohy+ be dia be sy ampinga+ koa izy.