1 Tantara 29:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, dia voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Samoela mpahita+ sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.
29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, dia voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Samoela mpahita+ sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.