30 Ilay antsasany izay anjaran’ny zanak’Israely kosa no akanao iray isaky ny dimampolo, na amin’ny olona na amin’ny omby, na amin’ny ampondra, na amin’ny ondry aman’osy, na amin’ny karazana biby fiompy rehetra, ka omeo ny Levita,+ izay manana andraikitra ao amin’ny tranolain’i Jehovah.”+