Deoteronomia 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Rehefa ory mafy ianao ary manjo anao ireo voalaza rehetra ireo any am-parany, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka hihaino ny feony.+ Salamo 106:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Nijery ny fahorian’izy ireo izy+Rehefa reny ny fitalahoany.+ Romanina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+
30 Rehefa ory mafy ianao ary manjo anao ireo voalaza rehetra ireo any am-parany, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka hihaino ny feony.+
9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+