34 Araka ny fivavahany taloha ihany no nataon’izy ireo mandraka androany.+ Tsy nisy natahotra an’i Jehovah,+ na nitandrina ny fitsipiny sy ny didim-pitsarany,+ mbamin’ny lalàna+ sy ny didy+ nomen’i Jehovah ny taranak’ilay Jakoba+ novany anarana hoe Israely,+