Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Deoteronomia 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho lasanareo ny toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo.+ Ary ny sisin-taninareo dia hanomboka any an-tany efitra ka hatrany Libanona, ary hanomboka any amin’ny Renirano, izany hoe ny reniranon’i Eofrata, ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana.+
18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
24 Ho lasanareo ny toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo.+ Ary ny sisin-taninareo dia hanomboka any an-tany efitra ka hatrany Libanona, ary hanomboka any amin’ny Renirano, izany hoe ny reniranon’i Eofrata, ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana.+