Eksodosy 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 sy mofo tsy misy lalivay, sy mofo boribory* tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, ary mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka.+ Lafarinina varimbazaha tsara toto no hanaovanao an’ireo mofo ireo. Levitikosy 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “‘Raha misy olona* manolotra fanatitra varimbazaha*+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto+ izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny,
2 sy mofo tsy misy lalivay, sy mofo boribory* tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, ary mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka.+ Lafarinina varimbazaha tsara toto no hanaovanao an’ireo mofo ireo.
2 “‘Raha misy olona* manolotra fanatitra varimbazaha*+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto+ izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny,