Lioka 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy ilay zanany taminy: ‘Dada ô, efa nanota tamin’ny lanitra sy taminao aho.+ Tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao intsony aho. Ataovy toy ny iray amin’ireo olona karamainao aho.’+ Apokalypsy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+
21 Ary hoy ilay zanany taminy: ‘Dada ô, efa nanota tamin’ny lanitra sy taminao aho.+ Tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao intsony aho. Ataovy toy ny iray amin’ireo olona karamainao aho.’+
5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+