23 mandra-panaisotr’i Jehovah ny Israely tsy ho eo imasony,+ araka izay nolazainy tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompony rehetra.+ Nesorina tamin’ny taniny àry ny Israely ka natao sesitany any Asyria, ary mbola any mandraka androany.+
6 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka,+ ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ mba hisy didim-pitsarana havoaka momba azy.