Nehemia 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nandre izany i Sanbala+ Horonita, sy Tobia+ Amonita+ mpanompo,+ ary Gasema+ Arabo,+ ka naneso+ sy nanamavo anay sady niteny hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+ Nehemia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha vao ren’i Sanbala+ sy Tobia+ sy Gasema+ Arabo+ ary ny sisa tamin’ny fahavalonay fa voaoriko indray ny manda+ ka tsy misy banga intsony, na dia mbola tsy voapetako aza ny vavahady,+
19 Nandre izany i Sanbala+ Horonita, sy Tobia+ Amonita+ mpanompo,+ ary Gasema+ Arabo,+ ka naneso+ sy nanamavo anay sady niteny hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+
6 Raha vao ren’i Sanbala+ sy Tobia+ sy Gasema+ Arabo+ ary ny sisa tamin’ny fahavalonay fa voaoriko indray ny manda+ ka tsy misy banga intsony, na dia mbola tsy voapetako aza ny vavahady,+