Nehemia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tamin’izay andro izay dia novakina+ teo anatrehan’ny vahoaka ny bokin’i+ Mosesy. Voasoratra tao fa tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’Andriamanitra ny Amonita+ sy ny Moabita,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
13 Tamin’izay andro izay dia novakina+ teo anatrehan’ny vahoaka ny bokin’i+ Mosesy. Voasoratra tao fa tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’Andriamanitra ny Amonita+ sy ny Moabita,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.+