Salamo 79:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aoka hovalianao* avo fito heny ny mpiara-monina aminay,+Noho ny nanalany baraka anao, Jehovah ô!+ Ohabolana 3:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ny mpaneso+ no hanaovany eson-teny,+ fa ny mpandefitra kosa hankasitrahany.+