Nehemia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ankoatra izany, dia nandray anjara tamin’ny fanamboarana an’io manda io ny tenako,+ ary niangona hanao ilay asa ny mpanompoko rehetra, nefa na tanimboly iray aza tsy nalainay.+
16 Ankoatra izany, dia nandray anjara tamin’ny fanamboarana an’io manda io ny tenako,+ ary niangona hanao ilay asa ny mpanompoko rehetra, nefa na tanimboly iray aza tsy nalainay.+