12 Rehefa nozaraina toy izany ireo mpiandry vavahady, dia samy nanana ny anjara raharahany na izy ireo na ny filoha teo anivony.+ Izany no fanompoana nataony ho an’ny tranon’i Jehovah.
42 Sivy amby telopolo amby zato ny fitambaran’ny taranak’ireo mpiandry vavahady, izany hoe ny taranak’i Saloma,+ sy ny taranak’i Atera,+ sy ny taranak’i Talmona,+ sy ny taranak’i Akoba,+ sy ny taranak’i Hatita,+ ary ny taranak’i Sobay.