Josoa 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa tamin’izay andro izay ka mandraka androany, dia nataon’i+ Josoa ho mpaka kitay izy ireo sy ho mpantsaka rano ho an’ny fiangonana+ sy ny alitaran’i Jehovah, eo amin’izay toerana hofidiny.+ 1 Tantara 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ny Israelita+ sy ny mpisorona+ sy ny Levita+ ary ny Netinima+ no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny avy, tao amin’ny tanànany. Ezra 2:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Roa amby sivifolo sy telonjato ny fitambaran’ny Netinima+ sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.+
27 Koa tamin’izay andro izay ka mandraka androany, dia nataon’i+ Josoa ho mpaka kitay izy ireo sy ho mpantsaka rano ho an’ny fiangonana+ sy ny alitaran’i Jehovah, eo amin’izay toerana hofidiny.+
2 Ary ny Israelita+ sy ny mpisorona+ sy ny Levita+ ary ny Netinima+ no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny avy, tao amin’ny tanànany.
58 Roa amby sivifolo sy telonjato ny fitambaran’ny Netinima+ sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.+