17 dia hitahy anao tokoa aho, ka tena hataoko maro ny taranakao, eny, ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ary ny taranakao hahazo ny vavahadin’ny fahavalony.+
23 Tsy nisain’i Davida ny roapolo taona no ho midina, satria efa nampanantena i Jehovah fa hataony maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny Israely.+