Levitikosy 27:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘An’i Jehovah ny ampahafolony+ rehetra amin’ny tany, na amin’ny voa famafy izany na amin’ny voan’ny hazo. Zava-masina eo anatrehan’i Jehovah izany.
30 “‘An’i Jehovah ny ampahafolony+ rehetra amin’ny tany, na amin’ny voa famafy izany na amin’ny voan’ny hazo. Zava-masina eo anatrehan’i Jehovah izany.