5 Ary nandefa iraka izy hiantso an’i Balama+ zanak’i Beora, any Petora,+ izay eo amoron’ny Renirano+ ao amin’ny tanin’ny zanaky ny fireneny, hilaza hoe: “Misy vahoaka nivoaka avy tany Ejipta, ka mandrakotra ny tany hatrany amin’izay faran’ny taza-maso,+ ary mitoetra tandrifiko mihitsy izy ireo.