Estera 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ary tamin’ny andron’i Ahasoerosy,+ ilay Ahasoerosy nanjaka tamin’ny faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia,+ Daniela 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitan’i Dariosy fa tsara ny hisian’ny lehibem-paritany, ka nanendry olona roapolo amby zato ho amin’izany toerana izany izy, ary ireo no hitantana ilay fanjakana manontolo.+
1 Ary tamin’ny andron’i Ahasoerosy,+ ilay Ahasoerosy nanjaka tamin’ny faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia,+
6 Ary hitan’i Dariosy fa tsara ny hisian’ny lehibem-paritany, ka nanendry olona roapolo amby zato ho amin’izany toerana izany izy, ary ireo no hitantana ilay fanjakana manontolo.+