16 “Koa izao no nolazain’i Jehovah, dia i Jehovah Andriamanitry ny tafika: ‘Hisy fidradradradrana eny amin’ny tany malalaka rehetra.+ Ary eny amin’ny arabe rehetra dia hilaza ny olona hoe: “Indrisy! Indrisy!” Dia hiantso mpamboly mba haneho alahelo izy ireo,+ ary mpitomany mba hidradradradra.’+