Estera 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka hisy didy hatao an-tsoratra handripahana azy ireo. Ary handoa talenta volafotsy iray alina+ aho, homena an’ireo hanao izany,+ ka harotsaka ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana.”
9 Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka hisy didy hatao an-tsoratra handripahana azy ireo. Ary handoa talenta volafotsy iray alina+ aho, homena an’ireo hanao izany,+ ka harotsaka ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana.”