Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ Estera 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary izay voasoratra tao amin’ilay taratasy,+ dia navoaka ho lalàna tany amin’ny faritany rehetra sy naely tany amin’ny firenena rehetra, mba hiomanan’ny Jiosy ho amin’io andro io ka hamaliany+ ny fahavalony. Salamo 149:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mba hamaliana an’ireo firenena+Sy hanafaizana ny firenena samy hafa,+ Nahoma 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+ Lioka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
13 Ary izay voasoratra tao amin’ilay taratasy,+ dia navoaka ho lalàna tany amin’ny faritany rehetra sy naely tany amin’ny firenena rehetra, mba hiomanan’ny Jiosy ho amin’io andro io ka hamaliany+ ny fahavalony.
2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+
7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?