-
Estera 1:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Koa raha sitraky ny mpanjaka,+ dia aoka izy hamoaka didy mandrara an’i Vasty tsy hiditra intsony eo anatrehan’i Ahasoerosy Mpanjaka. Ary aoka ny voninahitr’i Vasty homen’ny mpanjaka ho an’izay vehivavy hafa tsara noho izy. Dia aoka hosoratana ao amin’ny lalàn’i+ Persa sy Media izany didy izany, mba tsy ho azo foanana.+
-